You are here: home > Vetso

Indrisy mantsy - Fetrarivo

Indrisy mantsy zany fiainana
Tsara ,ratsy tsy hay intsony
Indraindray mahalasa fisainana
Ka mahaiza mampitony
  
  Zato fo zay malahelo
  mihonona mihonona
  fa olona ihany ianareo
  mahaizĂ ,mivonona

Indrisy mantsy indrisy foana
raha mbola misy ny fotoana
Tsy hitsahatra aho ny hanoratra
hanaparitaka ny asa soratro

Hametraka hevitra

Midira aloha