You are here: home > Vetso

7 - HASINIONY

Sokajy : rindra, tsara

Hevitra mandeha

hery (25/07/2004 09:57:30)

Tsy ratsy ilay morse... surtout ilay hoe
Rehefa mety ho tamboho
Dia tapitra anoratako
Hanidiana anaty fo
Ny anarantsika roa.

Mercii

yonikafopl (04/08/2004 16:19:10)

hi hi hi hi hi ny an'i hery hafa indray.
lasa celebre be zany le fitiavana .

bidou (07/10/2004 13:58:45)

milay be fa tohizo foana dia izay koa vonona hamaky

vetsoko (03/01/2005 01:32:34)

tiako be izany ilay sangan'asan'i hasiniony e!misotra

Fenohery (13/08/2005 16:20:17)

Misaotra eh!

Simpona (18/05/2006 15:46:18)

Mankasitraka ny asa soratrao.
Mino aho fa tsy tambo isaina ireo efa nankahery anao nefa dia mbola amafisiko izany

helitiana (17/09/2006 22:42:05)

Tiako daholo ny tononkalonao rehetra ,eny fa na ny feonao miantsa aza tena mahafinaritra(ilay ao @ CGM)tohizo fa tsara ,mendrika ho deraina e

idealy22 (17/03/2011 12:43:24)

tena hitako zany sahady ny endrikao

idealy22 (17/03/2011 12:43:27)

tena hitako zany sahady ny endrikao

Hametraka hevitra

Midira aloha