You are here: home > Vetso

Tolona - HASINIONY

Azo vakiana?

Eny, ho nofy ihany
Izay tolona any ho any
Mandrahondrahona  tomany ...

Ny tolonao sakaiza
Dia tolona tsy fantatro
Fa tolon'olomboky;
Ny ahy, ny mba fitaiza
Sy tolona mba fantatro
“ny kiboko no voky”.

Sokajy : Hambom-po

Hametraka hevitra

Midira aloha