Faneva (havotraniaina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny Ray aman-dReny sy ny zanaka !
No sata ijoroan'ny taranaka ,
io no seha-pahavelomana ,
Fanevan'ny ankohonana .

Ao ny andraiki-dehibe ,
Sahanin'ny olon-dehibe ,
Hitaiza sy hikolo ,
Ny ho avy manontolo .

Ireo sombin'ny aina ,
No solofo, dimbin'ny ala ,
ireo olom-banona ,
No faneva ao an'ala .
--------
Rohy:
11 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121