Andriamanitra sy ny olombelona (havotraniaina)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fahaizan’ny olombelona,Dia manakatra ny lanitra.
Milahatra amin'Andriamanitra.
Ny asan'ny Mpahary,
Dia, tsy takatry ny saina.
Izy no nanome aina.
Ny fitiavan'ny Mpamonjy,
Dia nanaiky ny hamonjy.
Ireo mila vonjy.
--------
Rohy:
Sokajy :
Fananarana - Aingam-panahy
