Tsingerin-taona (havotraniaina)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mitombo izao ny taona,Mankalaza tsingerin-taona,
Mitombo fahalebiazana,
Miandrandra fahombiazana.
Mangataka Aminao aho ry Ray,
Mangataka aho, hitombo fahendrena,
Ny fiainako taloha, notantaninao tokoa,
Ny ampitsoko tsy hay, Esory ny ahiahy.
--------
Rohy:
