Fetinao anio (havotraniaina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fetinao anio,
natokana ho anao,
Eny! izao anio izao,
no hiarahabana anao.


Arabaina ho tahian'i Ray,
nomeny tombon'andro iray,
Eny! Izy no ilay mandrakizay,
no hitantana anao indray.


Koa ny andon'ny lanitra,
sy ny tsiron'ny tany anie,
hirotsaka tsy hisy tomany,
ny fiainanao ho feno mamy.
--------
Rohy:
Sokajy : Tsingerin-taona
591 1
Mpakafy: havotraniaina
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0126