Loatra... (Iary Fyh)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsapako eto izao fa rehefa ny olona no tianaTena diso tiana dia minia tsy mahalala sy tsy mahatsapa izany.
Fantatro eto ankehitriny fa raha toa ianao mitia olona tsy tia
Dia lasa mitia an-jambany tsy mahalala akory izay hiafarana fa io nie mety handao !
Eny e! Izao vao tena hitako fa io fitiavana io mety mankaleo
Raha ohatra omena diso tafahoatra amin'ny olona tsy manina
Ka ny hevitro dia izao : Rehefa hoe mitia dia aza atao be loatra
Fa mety handratra anao.
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Mpakafy:
IaryFyh
