'Touareg', ilay oloko manga (Ikalamako)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa ilay tiany, ilay Lalainy
no nihazo ny tontolon'ny fanahy tsy misy aina,
K'indro miherina tsy nahy
ilay izy ho azy fa tsy ho ahy,
... tsy nampanahy.
Fa tsara sedran-tany efitra
Tsy folaky ny renireny
ny olona manga ka nandefitra.


23 febroary 2023.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
233 1
Mpakafy: hery
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147