Tinapaka ny hevitro (Ikalamako)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tamin'izay fotoana izay

Nakimpiko ny masoko
Nahidiko ny vazako
Nateliko ny rorako
Natsikiko ny molotro
Nahatoko ny lohako

Tinapaka ny hevitro
Hohadinoiko ianao


(18 oktobra 2012)
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
211 1
Mpakafy: Iharilanto
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014