Ny fanahy no olona - Ivetso
Raha tsy eo ny fanahy
Moa ho olona ry lahy ?
Hany sisa dia akora
Mora vaky sy bakora.
Raha tsy manana fanahy
Moa ho olona ry lahy ?
Tsy misy azo antenaina
Fa toy ny tany karankaina.
Ivetso, 23 aprily 2003
Sokajy :
Fiaraha-monina
Mombamomba
Mpanoratra : Ivetso
Nampiditra : VetsoDaty : 24/12/2003
Mpamangy : 2771
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
ANATIROVARy tsy fantatra anarana
Etsy babeko
I amalonkely
Asaramanitra
LOUISIANE