ALOHAN'NY - JERY
Azo vakiana?
ALOHAN'NY...
.
Mitazatazan-davitra
Dia lasalasa vinany...
Mba te handre izay tatitra
F'efa sambatra izy any
...ary tena nanadino...
.
Eee...Mitazatazan-davitra
Alohan'ny hitomaniako...
.
JERY
page fb Tononkalon'i JERY
Sokajy :
Fisarahana, Fitiavana
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : JERY

Nampiditra : landryjery
Daty : 08/09/2017
Mpamangy : 581
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Tiako raha mba tsapanaoSOA IHANY - JERY
NIEZAKA
AFERO
Eee...
KAMO
TSY INONA AKORY
TSY MISY
SORATRO
ANGAMBA