You are here: home > Vetso

Tsy anjara - jojudi

Azo vakiana?

Tsy lavorary ilay fitia no andrandraiko .
satria voarara,tsy azo ambara.
Na tiko aza ianao de izy no fidiko.
Na mamiko aza ianao izy no tiko.
Koa mitsodrano anao aho ho tojo izay lalaina.
Izaho mantsy efa azy ka tsy afaka zaraina.
Kanefa tadidio,fa ato am poko foana inao,
Ao aneritreritro ao.
Na tsy tafaradalana aza tsika.
Dia voarakitra ho tantara ireo nofinofy,ireo
finamanantsika
Sanatria tsy angatsiaka
Satria tsy anjara ny antsika

Mombamomba

Mpanoratra : jojudi

Nampiditra : judiikael
Daty : 04/07/2016
Mpamangy : 1493
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

bandy mandefitra
Masoandro-mpitiavako
Ny Vehivavy