You are here: home > Vetso

AZY IANAO FA TSY AHY - Lalypiso

Azo vakiana?

Takolako ravahin’ny boiboikan-dranomaso
Toloko-pahoriana miantsoantso hoe andraso
Takalom-pitiavana namelanao ahy ho irery
Takela-pahatsiarovana tamin’ilay fitia tsy antery

Fa azy ianao fa tsy ahy

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha