You are here: home > Vetso

Ilaiko ianao ry Aiko - Lalypiso

Azo vakiana?

Rehefa tsy eo ianao ry aiko
Tsy ampy ny fofonaiko
Ny foko tsy voabaiko
Manadino toa tsy haiko
Dia lasa lavitra ny saiko
Fa ianao no ilaiko
Fitiavanao tsy tanisaiko
Ka tsy hita hoazavaiko
Hoe ianao no lalaiko
Ianao no andraindraiko

Ilaiko ianao ry Aiko ....

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha