Aza mandika vilana (Merinaforever)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza mandika vilana

Aza misy tezitra na misafoaka
Ka hanao valin-teny maivana loatra,
Fa na ny votsa saina,na ny maranitra
Dia samy afaka miantso Andriamanitra

Saina,fitiavana,ary koa fahendrena
No anisan'ny tanjona tsy maintsy kendrena
Nefa ny "filazantsara" no toa voakirakira
Isaky ny mivalana kely ny hira.

Avril 2005 (tsy faly tamin'i Randriamisehomasina)
tohiny =www.geocities.com/merinaforever/mandikavilana
--------
Rohy:
Sokajy : Vavaka - Hambom-po - Alahelo
1290 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095