Aza mandika vilana - Merinaforever
Azo vakiana?
Aza mandika vilana
Aza misy tezitra na misafoaka
Ka hanao valin-teny maivana loatra,
Fa na ny votsa saina,na ny maranitra
Dia samy afaka miantso Andriamanitra
Saina,fitiavana,ary koa fahendrena
No anisan'ny tanjona tsy maintsy kendrena
Nefa ny "filazantsara" no toa voakirakira
Isaky ny mivalana kely ny hira.
Avril 2005 (tsy faly tamin'i Randriamisehomasina)
tohiny =www.geocities.com/merinaforever/mandikavilana
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Merinaforever
Nampiditra : MerinaforeverDaty : 16/05/2005
Mpamangy : 1245
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Ny lambaNosantara
Vavaka
I frantsa 'lay reny malala
Ny maha kristianina
Ny demokrasia
Fanasemporana
Firaisam-pirenena
Ny fitiavako voahosy
Aza mandika vilana