Vehivavy - Miangaly Teny
Voninkazo tsara endrika
Mpandravaka tontolo
Kintana mpanaingo
Ny lamban'ilay lanitra
Loharanom-pitiavana
Mahay mikolokolo
Andry fiankinana
Meva mahafinaritra
Raha ny vehivavy
Sokajy :
vehivavy
Mombamomba
Mpanoratra : Miangaly Teny
Nampiditra : 0109
Daty : 26/04/2022
Mpamangy : 161
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
EFA TARA LOATRARAHA...
KAMARA
AOKA
Iny tsikiny iny
Io raozy io