AZA DIA ARIANA (Miarantsoa Anicet)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza dia ariana ao anaty ranomaimbo
Ilay fitiavako voahaingo .
Aza avelanao ho potraka
Ao anaty ranom-potaka .
Te mba ho fitia voahasina :
Eo an-tratra no miankina.
Avelao aho hilomano:
Te ho feno teny mamy.
MIARANTSOA ANICET
--------
Rohy:
Sokajy : Hanina
1420 0
Hevitra mandeha
fiaritiana ( 24/03/2006 19:47)
hummmmmmm!
fiaritiana ( 17/06/2006 20:16)
Malalason: hihihi
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0226