Gaigy aloha ialahy e ! (Miarantsoa Anicet)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Gaigy aloha ialahy e !
Voaray ho mpiasanao aho !
Mpamitra ny maloto.
Mpandridnra zay voatoto.
Mpanarina ny lavo !
De mpamelona voatavo !

Tay aloha elĂ  e !
Gaigy loatra ka !
Voasafosafonao aho
De mazoto miasa ery !
Manompo fa hoe tia !
Tsy mndray karama ....
Manaiky anao aho mama a !

Mifona kosa aloha
Fa mamay indraindray ny fo e :
Mihaino anareo
Miara- miaka- peo!
Mankafy ny nofo
Ao anaty fofofofo.

Tsy vita intsony ity !
Tsy vita na dia tia !
Diso loatra indrindra
Raha toa mbola tsy hamindra
Fa hijanona eto foana .
Toa efa baiko moana
Mandroaka tsotra izany !
Hiharetako eto ihany ?

MIARANTSOA ANICET
22 Janvier 05
--------
Rohy:
1059 2
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01