You are here: home > Vetso

(tsisy lohanteny ) - Miarantsoa Anicet

Azo vakiana?

Ah !
      Ity masoandron- drazana!
      Voa mampihetsi- bazana
      Natoraka ny velona .
      Hanina zara  fa miselona.

      Velona ! Sambatra ny akoho,
      Tsy manana  fanahy.
       Fa... Eny, sambatra tokoa:
       Tsy mba manana ahiahy.

       Izaho: mitsaingoka madinika
       Ny ambinambi-nofy
       Nofy lo mandinitra
       An' ito antontam-pofy.

                        MIARANTSOA ANICET

Sokajy : ahy, manokana