TIA AHY VE IANAO (Nat'urel)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Vao misokatra ny molotro
Dia arahaba no atolotro
Fanotaniana kely no apetrako aminao
Tsy inona akory izany
Moa tia ahy va ianao
Tsy antery nefa zany
Na anditra sanatria
Fa ny teninao ihany
Dia ny ENY sa ny tsy?
Koa apetrako ny peniko
Fa ny voalaza efa be
Ka faranako ny teniko
Dia miandry valiny amin'se!!!!!!!!
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
2096 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148