TIAKO IANAO (Nat'urel)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao ry tovovavy nambabo ity foko
Nijoro teto anilako dia nitsoaka ny toloko
Ny fitiavako tsy azo refesina
Ny foko ilaozanao mety ho arafesina
Ka mba valio fa aza mapiesona
Ny mema iangaviako dia za aza ampirafesina
Ny tena ny marina amina dia fo tokana
Ka raha tsy amaly ianao dia izy mety itokona
Ka ity foko izao no miteny
Fa ianao ilay tiako ataon ny zanako ho neny
Dia rahoviana no ho valiana
Fa ny vavako efa maika hiantso anao hoe olotiana
Ampy izay ny laoikako
Fa any atokatrano ho itanao ny fikako
Dia izay ny teniko aminao
Dia valio ilay tononkaloko hoe:MOA TIA AHY VE IANAO

MIKALO F'tia Nat'urel
--------
Rohy:
2050 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nat'urel
Nampiditra : Mikalofitia
Daty : 07/07/2015 06:00
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015