TSIAHY (Nat'urel)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia noen-taniko ny foko
hiala ambony fitiavana
dia nangina aho nitoloko
fa lay tiako nisinda ho tsy havana
fa alaelo irery no hany mba trotroina
potraka aho nefa iza no antsoina
irery aho mantsy lay fo nilaoza-tiana
nilaozanao aho mantsy ka aleoko dia mangiana.

MIKALO FITIA Nat'urel
--------
Rohy:
Sokajy : ahy
911 0
Hevitra mandeha
andry 1000 ( 23/04/2015 04:08)
okay tsara le aingampanahy e!
andry 1000 ( 23/04/2015 04:09)
fanamarihana kely : amboary tsara le teny gasy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nat'urel
Nampiditra : mikalofitia
Daty : 22/04/2015 19:06
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147