Ambarao - Giovanni
Azo vakiana?
Ambarao ah mazava
ny any amponao ts milaoka
fa mbol misy tsy voalaza
toa tsy sahinao avoaka
mba lazao fa ts fitia
no tena natolotrao
fa maik ny hiara dia
hifehy ny foko tsotrizao
mba lazao fa vazivazy
ilay teny tokan nekena
ambarao fa sangisangy
lay fitiavanao nomena
Tsory fa ny fonao any
tsy mitempo ah akory
asehoy fa aniany
nandratr ny foko ory
nefa ra tena avy am-po
fa ts imolotra iany
reny voadin'tsika roa
eny ireny teny mamy
de ifonako malala
ra diso ny fijeriko
fa to teny adaladal
nefa kos neniko
Hevitra mandeha
Mitsoa (08/12/2012 11:11:17)
HerizoAlain (12/12/2012 20:01:03)
Mombamomba
Mpanoratra : Giovanni
Nampiditra : HerizoAlainDaty : 04/12/2012
Mpamangy : 1074
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
"Izy & Ianao"Namako ianao nefa...
Tsy ho hadinoko ianao
Nifindra lasy
Mbola ho avy ilay maraina
Maladie d'amour