You are here: home > Vetso

Mbola ho avy ilay maraina - Giovanni

Azo vakiana?

Na ao anaty alina aza
na feno jaly sy taraina
dia minoa f'efa voalaza
hoe:"mbola ho avy ilay maraina"

Mombamomba

Mpanoratra : Giovanni

Nampiditra : HerizoAlain
Daty : 13/12/2012
Mpamangy : 1234
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

"Izy & Ianao"
Namako ianao nefa...
Tsy ho hadinoko ianao
Nifindra lasy
Maladie d'amour
Ambarao