You are here: home > Vetso

Nifindra lasy - Giovanni

Azo vakiana?

Aza terena izy ny hiverina aminao
aza harahina alaelo na ko hozonina
fa ny fony mihintsy no efa nandao
raha mbola tinao izy,firarina tononina
Fa ny fitiavany tsy anao intsony
Fa nahita tsara sy mendrika ko
Ka naleony nanary anzay tao ampony
nanary lay voady,nanimba ny fo
Mitraka fona,zao no tadidio
fa lehilahy ny tena ts boka heritaona
izay namafy rivotra hijinja tadio
mbola ho avy ilay andro,nareo mbola hihaona

Mombamomba

Mpanoratra : Giovanni

Nampiditra : HerizoAlain
Daty : 13/12/2012
Mpamangy : 1018
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

"Izy & Ianao"
Namako ianao nefa...
Tsy ho hadinoko ianao
Mbola ho avy ilay maraina
Maladie d'amour
Ambarao