Fiainana (Nisainana RAFETRARIVO)
Nantsain'i ikalamako
Audio Player
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ity fiainana Ity, toa sarisary ihanyIndray mipika mandalo
Miserana sy mora lany
Mahakivy mahaketraka
Mahalasalasa embona
Indraindray n'y loha mavesatra
Saina mikorontana no entina
N I S A I N A N A
2 0 2 4
--------
Rohy:
Sokajy :
Fiainana - Aingam-panahy
Mpakafy:
NISAINANA
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Nisainana RAFETRARIVONampiditra : NISAINANA
Daty : 15/01/2024 11:51

Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
Audio Player