RAHA MBA FITIA IHANY (Njakahery ANDRIAMALALA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAHA MBA.....

Raha mba fitia ihany no tarafina jerena,
Angamba aho tsy nanaiky fa tena sahy ihany,
Tsy hionona akory fa hiady am-pahendrena,
Nefa indrisy mantsy raha mba fitia ihany

Angamba hionona amin'ny nofy,
Fa raha misy moa izany,
Efa nisinda ny farofy,
Satria hilamina ny tany

Hoe ny mbola hanantena ?
Indray andro any hitantana azy ?
Dia indrisy fa harena,
Nanao izany ho nofinofy

Njakahery ANDRIAMALALA
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
103 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Njakahery ANDRIAMALALA
Nampiditra : Njakahery
Daty : 20/09/2024 06:01
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146