You are here: home > Vetso

MILA - Ny Ami

Azo vakiana?

Mila.....
........Mila fopitra mafana aho fa te hamindro maizim-bolana,
Mila......elo iray mivelatra, fa kontsan'andon'orana
Mila....farafara fa mitady izay itsorana
Mila anao rehetra fa mitady hanamgan-torana..........
Ny antony?........ANJARANO NY MAMINANY

Ny Ami