zo......... (Ny Ami)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Zo......
Takio izay mety ho anao, aiza omena ho an'ny hafa
Ny tombotsoanao manokana aiza hasolo zavatra hafa
Izay tokony ho anao hazao anaty tany,
Aza omena ho an'ny hafa fa takio hatrany hatrany.

Fa nateraka hitovy izaho sy ianao, eny na iny olona iny....
Koa takio ny zonao aiza homena ny vahiny,
Fa anjaranao io fahasoavana manokana
Io no fahefana hitadiavam-panavotana

Haja, sy voninahitra maha izy antsika
Ka aza alevina hisy banga fa kendreo mba tsy tomika
Ny fanajana azy no hitondra fandrosoana
ho lavitra habadoana


Ny Ami
--------
Rohy:
1114 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ny Ami
Nampiditra : NYAMI
Daty : 14/08/2015 14:03
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151