OLON'ORY ( ALBUM ALOKA SY TSIKY ) (NY Andri-Fara)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
OLON'ORY

Olon'ory itony izaho
Mahantra ka niatahana .
O! ry Tiako..Tondraka ny senteko ;
Nolavina tsy tiana .

Raha nitia 'ty foko
Injao kaikitra masiaka .
No nandrotika ny nofoko ,
Nilaozan'ilay tiako .

Lasan'oloa tsy tia
Tiany semban-drahona ;
'lay notiaviko fahiny .

Nanintona tsy hita
'lay embon'embona tsy tana ;
Fa letika sy fefika


21.02.05 Ny Andri-Fara
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
130 1
Mpakafy: SANAKERIB
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142