RAHA TOA... (NY Andri-Fara)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAHA TOA...

NANANAHIRANA NY SAIKO
NY NIERITRERITRA ANIKEO MARAINA
FA TIA IANAO KANEFA....
ASA NA VAHOTRA NY VAVAKO HITENY
DIA INY IANAO FA TEZITRA
HILAZA ANKARIHARY FA...
NAHOANA MOA RAHA LAZAINA
IZAY MBA ERITRERITRAO.

Ny Andri-Fara
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/ny-andri-fara/raha-toa
Sokajy : Ahiahy
1624 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : NY Andri-Fara
Nampiditra : Rapha
Daty : 03/03/2006 12:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.1771