Sambatra (Ny Kanto)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny maso jamban'ny fitia tsy mba mahita ferysy ny jaly izay mamely, fa iaretany ireny,
na dia mampirediredy hoe sambatra izy raha niteny.
Ny Kanto, novambra 2004.
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
Arimalala
Hevitra mandeha
SOBIKA
(
25/11/2004 16:16)
Ny kanto!
marina zany! fa refa tia izay ka tena mahafindra tendrombohitra ary maharitra ny fijaliana maro!
Ho setrin'ny Tonokalonao mba tsidiho ny "ho anao ry tiako" nosorat'ny so.
mazotoa manoratra eh
marina zany! fa refa tia izay ka tena mahafindra tendrombohitra ary maharitra ny fijaliana maro!
Ho setrin'ny Tonokalonao mba tsidiho ny "ho anao ry tiako" nosorat'ny so.
mazotoa manoratra eh
jeroma
(
29/11/2004 14:18)
Ny Kanto an , F'angaha moa tsy rehefa jamban'ny fitia vao mahita ny ao anatiny ao.Ao vao miharitra dia ary ao koa vao mahita ny fery e
sa tsy izany hoy ise?
sa tsy izany hoy ise?
NyKanto
(
29/11/2004 15:13)
Jamba vao mahita, hafa kely izany nefa toa marina! ... tsara ihany koa ny nanehoan'ise ny teny hoe " faharetana" izay tena mampiavaka ny tena Fitiavana, satria amin'izay tsy fery intsony na koa hoe ratra no hitan'ilay miharitra fa toy ny fanamboarana ho tsaratsara kokoa ireny, "ny volamena tsy voasedrea raha tsy ampandalovina afo..."
Miombon-kevitra eh!
Miombon-kevitra eh!
vetsoko
(
13/12/2004 18:51)
jamba...mijaly...miharitra...nefa sambatra!zay le fitiavana