Mandrotika (Parani)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mandrotidrotika ny fonyIlay forina ao an-tsaina
sy fivelavelan-pelan-kevitry ny teny
Mandrotidrotika ny sainy
ny mahita ilay fo orinao tomany
Mandrotidrotika ny sofiny
Ny maheno ny hevitrao
rakidraki-porona hafahafa
Mandrotidrotika azy
Mandrotidrotika tanteraka
Efa kivy sy ho reraka
mihaino anao mivolanä
Toa mafimafy taolana
Fa mijoro tsa manahy
Milaza ilay bitsika an- panahy
16.04.2006
--------
Rohy: