ANJARA - RA Freddy Jn
Azo vakiana?
Anarana iray tena tsy foiko
Niorim-paka tato am-poko
Jiro nitsilo ny Fanahiko
Alaiko ho silam-panahiko
Raha misy mikasa handrava
Ampy ho ahy ny fiainana ho lava
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : RA Freddy Jn

Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 17/07/2020
Mpamangy : 576
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
COMMENT JE L'AIMEJE L'AIME
JE SUIS MALAGASY
JE T'AIME
Persécuteurs
MBA TIANAO VE?
TIAKO IANAO
GASY AHO?
NAMAKO IANAO
MANAIKY AHO