AZA KIVY - RA Freddy Jn
Azo vakiana?
Na maloka aza ny andro anio
Dia aza kivy na ketraka am-po
Fa ny Tomponao no tadidio
Dia ho foana ny alahelo sy aretin'andoha
Raha resy ianao androany
Na koa hakorain'ny fahavalo
Dia tsarovy fa indray andro any
Mbola hisy ny hampikalokalo
RA Freddy Jn
22/07/2020
Sokajy :
fanantenana
Mombamomba
Mpanoratra : RA Freddy Jn

Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 22/07/2020
Mpamangy : 525
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
COMMENT JE L'AIMEJE L'AIME
JE SUIS MALAGASY
JE T'AIME
Persécuteurs
MBA TIANAO VE?
TIAKO IANAO
GASY AHO?
NAMAKO IANAO
MANAIKY AHO