Tonokalo nosoratako (Rado andrianiaina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny tonokalo nosoratako diapenin'ny sora-tanako, feno saina izay tsy fantatro, tontolo ho avy ankamantatra. Misy fery, misy ratra sy ranomaso tsy voafafa. Ny tonokalo nosoratako mitantara izay anjarako, ireo zava-bita asa-tanako, dia ambaran'ny tonokalo nosoratako. TONOKALO NORATAKO(11/10/2015)
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
886 1
Mpakafy: Andry tonokalo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rado andrianiaina
Nampiditra : Andry tonokalo
Daty : 23/12/2016 09:27
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.296