You are here: home > Vetso

gidra - Ranoala

Azo vakiana?

Dia namorina ny saiko
ny maraina t@ dimy
mbo amin'ny firy zao
any dago any?

Dia namaly ahy injao
izato  radio
nankarenina ny sofiko
fa @ dimy zao teo madagasikara

Dia namorina ny saiko
ny maraina t@ dimy sy dimy
mbo inona no laoka
any andakozia any?

Dia namaly ahy injao
izato  feo bilany nikarapoka
nankarenina ny sofiko
fa very zay tao, mila mahandro indray!

Dia namorina ny saiko
ny maraina t@ dimy sy fahaefany
mbo inona izao
no ao antsaiko ao?

Indro tefaka no azoko
nanaitra ahy saika hatory
mifohaza ry lay kamo
ndeha mahandro kaly!

Aleo apetraka ny penina
@ manaraka ny tohiny...

Hevitra mandeha

Mandefitra (16/05/2008 12:07:15)

asambiavy tsotra zao ve ra Soary de asainao ataoko, ataoko ataoko foana hehehe

Mombamomba

Mpanoratra : Ranoala

Nampiditra : rahonala
Daty : 16/05/2008
Mpamangy : 1418
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

niova ny tontolo
dia gaga ialahy
Izy ihany
Iza
Rabehevitra
Any ho any ...
Hanao ahoana?
Omeko anao
Nankaiza ...
raki-kira