You are here: home > Vetso

Mifoka angaha...? - Ranoala

Azo vakiana?

Maro be ny milaza
hoe:"mifoka angaha ranamana?"
rivotra ho ahy va
hamoahako fananana?

Dia hoy indray ny hafa:
"ajanony raha tsy zaka!"
Dia ho diso ve izaho
raha toa ianao mikakakaka
na koa tezitra asa lahy
fa vazivazy re ny ahy
sady kanto ho anao sy ho an'ny hafa koa!

Mombamomba

Mpanoratra : Ranoala

Nampiditra : rahonala
Daty : 17/01/2005
Mpamangy : 948
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

niova ny tontolo
dia gaga ialahy
Izy ihany
Iza
Rabehevitra
Any ho any ...
Hanao ahoana?
Omeko anao
Nankaiza ...
raki-kira