You are here: home > Vetso

azoko faritana ianao ry k - Rary

Azo vakiana?

azoko faritana
ianao ry kitana,
handrakotra ity nosy
zay efa rako potsy
hapitondra hazavana
ireo dibo-pahatrana
hamay sy hanantota
ireo mpangatra,mpanota
hampihena ny sasany
hamerina ny lasany
hamoaka izay tsy anazy

hampaniry retsy ala
zay efa tena hana
hanondraka ny saha
ho maitso sy  hampifaha
hampatavo ireto biby
izay tena sarobidy

Sokajy : Aingam-panahy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Rary

Nampiditra : Rarynofy
Daty : 19/09/2018
Mpamangy : 288
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

tiko ianao
hoanao
nahoana?
meloka
kolikoly
aza!
tsy sahy
aiza
tia
iny taratasy iny efa noma