You are here: home > Vetso

tiko ianao - Rary

Azo vakiana?

tiako ianao,
hoy aho
ny tato am poko
no navoakako
faniriana hatry ny ela
ny hitia anao
ilay tokako
ny hioty ilay hatsarana
ananao ry tiako
ka ho feno ny fahambangana
raha toa ny faniriako
fa ahy ny fahasambarana
ary angamba tsy misy toa ahy
fa ianao  ilay tiko no mitantana
no hany tena tiko no sady koa tia ahy
ka tsy ho nofy sanatria

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Rary

Nampiditra : rarynofy
Daty : 09/10/2018
Mpamangy : 468
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

hoanao
nahoana?
meloka
kolikoly
aza!
tsy sahy
aiza
tia
azoko faritana ianao ry k
iny taratasy iny efa noma