nahoana? - Rary
Azo vakiana?
dada o!
fa nahoana hoa isika?
no tsy mba misy mpanontany
rehefa iny tsy mba tonga
amin ny fanasana...
ary tsy heveriny akory
ny mba hifampiresaka
amin ny mombatsika..
fa toa zarany aza...
dada....
nahoana koa?
ny taratasy sesilany
mandrahona izay tsy izy
no omena antsika
rehefa iny tsy manatrika
ny asa maro tanänä
nahoana ho ah???
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Rary
Nampiditra : rarynofyDaty : 27/09/2018
Mpamangy : 384
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
tiko ianaohoanao
meloka
kolikoly
aza!
tsy sahy
aiza
tia
azoko faritana ianao ry k
iny taratasy iny efa noma