Olon-tiako (ravaomanahirana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
OLON-TIAKO

Ry foko na ilay sombiny
ry aiko ,rain-janako
eny ry fitiavako

mahasarom-piaro ahy
sarobidiko lalaiko
tiako loatra fa tsy haiko!

andefimandriko ,sakaizako
mpiaro ahy miaramilako
fasambarana eto anilako!
--------
Rohy:
Sokajy : FITIAVANA
1063 1
Mpakafy: fitiavana
Hevitra mandeha
Malalason ( 25/01/2005 07:37)
mhm! tsara be fa tohizo e!

Malalason
andriary ( 26/01/2005 16:53)
sambatr'izy...notiavinao
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ravaomanahirana
Nampiditra : ravaomanahirana
Daty : 24/01/2005 23:48
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136