Anjely Milay… (rivoarinjato)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Anjely Milay…


Mamiko sy teliko
Tiako sy lalaiko
Mendrika ny ho hajaiko
Sanatria ho ratraiko
Silaka fanahy
Manala ny ahiahy
Ody aretina rehetra
Singa iray tsy misy fetra
Tokana, tsisy mpanana
Sady koa malala-tanana
Manam-bika aman’endrika
Tena atao hoe olo-mendrika
malemy fanahy, tso-po
tsy mba atao hoe mazan-doha
mahay miana,mahay makatoa
tia manolotra ny soa
ianao ilay anjely iray
izay antsoana hoe “milay”
ny fianaiko iriko hatrany
mba ho eo anilanao irery ihany…


♫♫♫Rivoarinjato
Mars 2013
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
999 1
Mpakafy: rivoarinjato
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : rivoarinjato
Nampiditra : rivoarinjato
Daty : 15/03/2013 11:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139