ny SIDA (rivoarinjato)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ny SIDA


Aretiman-doza ny SIDA
Ka mety ho voa na ramatoa na rangahy
Na ny ankizy na ny vazaha
Na ny anabavy na ny rahalahy


Efa ela izay ao mba nieritreritra
Fa irony mpivarotena ve tsy mba mieritreritra e?
Ny vatany atakalo vola
Aiza moa ny SIDA no tsy hisosa mora?


Anatra farany ity ry zareo
Mba mifanajà ihany hoy aho ianareo
Raha tsy te ho voan’ny SIDA
Ilay aretina mifindra amin’ny alalan’ny rà.


♫♫♫Rivoarinjato
Janv 2004
--------
Lien:
Catégorie : Fiaraha-monina
959 1
Fans: rivoarinjato
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : rivoarinjato
Inséré par : rivoarinjato
Date : 13/03/2013 12:11
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144