"LASA IANAO" lasa ianao f (samiir lien'ju Rafaralah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
"LASA IANAO" lasa ianao fa tsy hay sakanana,lasa fa nahita namana.lasa tsy mba azo niangaviana,lasa fa nahita olon-tiana. dia navelanao teo ny foko,navelanao teo hitoloko.navelanao ka nadinoina,mba miangavy aho re! mifona.mandehana soava dia,fa mbola tia anao ny atÿ.miverena rehefa leo! f miandry anao ti foko mitoreo!
--------
Rohy:
1411 2
Mpakafy: lirah22 - berthinaina
Hevitra mandeha
lirah22 ( 01/05/2016 18:39)
mbola santionany aloha io fa ho avy eto ny karazany maro samihafa!
Shcwarzeneric ( 04/05/2016 17:51)
mankasitraka e, tena tsara be le izy fa mba aleo hiavaka tsara fotsiny le andalana tsirairay
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : samiir lien'ju Rafaralah
Nampiditra : lirah22
Daty : 01/05/2016 18:37
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149