You are here: home > Vetso

Miandry - SARONDRAHONA RAMBOLAMANANA

Azo vakiana?

MIANDRY

Sombin -taratasy avy amin'ny resatsika
Izao lazaiko izao :
Amafisiko eto iny sangisangiko iny
fa "TIAKO BE IANAO!"
TIAKO HO AHY IRERY
kanefa indray raha hoe hatambatrao fitia
Dia aleoko aza, very !

Izay ihany anie e!
Miandry valiny aho na ho haingana na ho ela
Fa misaotra be dia be

Ataovy vetivety ny valiny raha mety

Izay fa mandra -pihaona

SARONDRAHONA RAMBOLAMANANA
faribolana SANDRATRA

Sokajy : FITIAVANA