Mifandiso (SARONDRAHONA RAMBOLAMANANA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIFANDISO

Ianao angamba ho tiana
Raha izay no tena ilaina,
Kanefa hafahafa !
Raha ny alim –pitoraikitra
Tsy ahità-mitsinjo
No inoana vetivety
Ho zavan’ny maraina;
Ny tiako holazaina :
Mora ho tiako ianao
Fa mora ho voafafa !

Fitia nitsiry tany
Tsy niainga teto akory
--------
Rohy:
728 0
Hevitra mandeha
NyKanto ( 09/06/2004 13:03)
Tafita ny hafatra, midera ny sanganasanao fa saingy ny fihavian'ny fitia ve tsy maintsy avy any aminao raha tsy izany dia tsy hanan-jo no ho tiana akory ilay iray ka lazaina hoe mifandiso ... tsy nampoiziko iny!
Ny Kanto.
NyKanto ( 09/06/2004 13:44)
Misy setriny navelako ao..."tsy an-tery".
Ny Kanto.
sarondrahona ( 10/06/2004 12:35)
Tsy hoe tsy amintsy avy aty amiko ny fitia, saingy tokony mba hifandanjalanja kosa ny lalana hiraisana na ny sampanana hisarahana vao hatohy amin'ny fo ny fo; sa
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143