Tsapako (SARONDRAHONA RAMBOLAMANANA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSAPAKO

Tsaroako ny tsiron’ny hoe :
TENA MPINO,
Mpivavaka marina
Mahalala tena !
Miaina malalaka…
Ary hamarino,
Fa tena mahalala
Izay Tompo ekena !

Fa hay rehefa mino
Dia mino tokoa;
Ary ny mino
TSY MISY ANANKIROA
Fa tokana ihany :
“Na ho an’ny LANITRA !
Na ho an ‘ny TANY !”

SARONDRAHONA RAMBOLAMANANA ( 033 14 253 57)
Faribolana SANDRATRA Antananarivo
--------
Rohy:
806 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106